Dans le cadre du projet PISCCA financé par l’Ambassade de France avec le soutient de MWC, DWCT, DREED, …., L’Association Camp Bandro Andreba-gara (ACBA) organisait des séances des formations auprès des communautés locales tels que:
Première formation: Suivis écologique participatif (Ralainasolo Fidimalala Bruno).
Fihofanana momba ny fanarahamaso iombonana ny lohanon-karena voajanahary.
Tanjona:
- Afahana mamantatra ny fisian’ny zava-mananaina ao amin’ny toerana iray
- Afahana mamantatra ny fiovaovan’ny zava-mananaina (biby sy zava-maniry)
- Afahana mamantatra ireo karazana tsindry misy ao amin’ny toerana iray
- Ny antotanisa azo dia tokony afahana mitantana ara-drariny ireo zava-mananaina harovana